|
|
|
|

Entry1  fivesarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny olona mitondra zavatra be lanja: Tsy afa-mihazakazaka aho noho ny fivesaran' ny entana ao an-damosiko
Explanations in English  4  [1.7] a state of being heavily laden
Explanations in French  5  [1.8] état de celui qui est chargé
Root  6  vesatra

Updated on 2024/12/11