|
|
|
|

Entry1  fivalozana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanenenana sy fangataham-pamelana fa nanao hadisoana
Asa atao ho fanonerana ny ratsy natao
Explanations in English  4  [1.7] a change of sentiment; regret, repentance
Explanations in French  5  [1.3#176, 1.8] repentir, pĂ©nitence
6  [1.3#176] Action de demander pardon
Examples  7  [2.857#176] Ary rehefa vita izany fivalozana izany, dia amafazana miakatra ny taoka, sy anidinana kely amin' ny tany, ary sotroin' ny olona ny sisa.
Vocabulary  8  Emotions
Root  9  valo

Updated on 2024/12/11