|
|
|
|

Entry1  fitsobohana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitana, firobohana: Raha ho erỳ an-dafin-drano ianao, eto no fitsobohana fa marivo ny rano eto
Fidirana: Voarara ny fitsobohana ao amin' io trano io fa nisy matin' areti-mifindra tao
Root  4  tsoboka

Updated on 2024/12/11