|
|
|
|

Entry1  fitsitaitaihana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Filatsahana tsy misesy fa mielanelana: Hararaoty izao mbola fitsitaitaihan' ny orana izao fa hirotsaka be io rehefa afaka kelikely
Fanenon-dakolosy maneno dia miato: Ny fitsitaitaikan' ny lakolosim-paty
Fahatongavana tsikelikely, miandalana: Nahoana dry no tsy tonga indray miaraka ianareo? Mahasosotra izao fitsitaitaihanaizao
Root  4  tsitaitaika
Synonyms  5  fitsitaitaika

Updated on 2024/12/11