Entry | 1 fitsinkafonana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fihevahevana eny ambony rano tsy mety milentika: Ny mahatonga ny fitsinkafonana, dia noho ny tenan' ilay zavatra maivana noho ny rano Fitrangan-javatra nafenina ho hitan' ny be sy ny maro: Menatra tsy te hijery olona izy noho ny fitsinkafonan' ny lainga be nataony |
Root | 4 tsinkafona |
Anagrams | 5 fifanintsanako, fitsinkafonana, nofinafantsika |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |