Entry | 1 fitsinjovana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitazanana lavitra, fitazanana avy ambony: Avy eny an-tampon' Ankaratra no fitsinjovana tsara indrindra an' Antananarivo Fitandremana, fiambenana: Nankinina tamin' Ikoto ny fitsinjovana ny vorona sao lasa Fikarakarana lavitra: Adidinao ny fitsinjovana ny zandrinao |
Explanations in English |
4 [1.7] the act of overlooking from afar care, supervision, regarder au loin (action de), surveillance (une), soins (des) |
Explanations in French |
5 [1.3#780] L'action de regarder au loin, le lieu, la surveillance, les soins 6 [1.8] action de regarder au loin soins |
Examples |
7 [1.320#] ny lalàna mifehy ny asa, ny zo sendikaly, ny zo hitokona ary ny fitsinjovana ara-tsosialy; 8 [2.472#] Misy kosa ny fantatra fa fitsinjovana ny filaminana amin' ny fiaraha-monina an-toby : tsy mahazo mikasika vehivavy. |
Root | 9 tsinjo |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |