|
|
|
|

Entry1  fitsikarohana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihohazana, fihadianalavaka amin' ny tongotra aman-tanana: Ny fitsikarohan' ny akohonareo no nanimba ny tokotaninay
Fanetsehana ny tongotra na ny tanana ao anaty rano: Loza izay fitsikarohany izay tamin' ny lomano fa tsy mbola nahazo voalohany ihany izy
Root  4  tsikaroka

Anagrams  5  fahoriantsika, fitsikarohana, ifoharantsika, iharofantsika

Updated on 2025/01/21