|
|
|
|

Entry1  fitselahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Firehetana, famirapiratana, fanjelanjelarana, fitselarana: Ny fitselahan' ny hazavana avy amin' ny vatoafo ao anatin' ny haizina
Root  4  tselaka

Updated on 2024/12/11