|
|
|
|

Entry1  fitsarapahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fianjerana na fibolisàrana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika: Tapaka ny tongony tamin' ny fitsarapahany tao anaty lavaka ilay izy nody alina indray mandeha avy niandry faty
Root  4  tsarapaka

Updated on 2024/12/11