Entry (1/2) | 1 fitsakana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany |
Root | 4 tsaka |
Synonyms | 5 fitsaka |
Entry (2/2) | 6 fitsakana |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy |
Root | 9 tsaka |
Anagrams | 10 afantsika, afitsakan, fanatsika, fanitsaka, fitsakana, nafitsaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |