|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitsakana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany
Root  4  tsaka
Synonyms  5  fitsaka

Entry (2/2)6  fitsakana
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy
Root  9  tsaka

Anagrams  10  afantsika, afitsakan, fanatsika, fanitsaka, fitsakana, nafitsaka

Updated on 2025/01/21