|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitsaikana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fifantenana ny voam-bary tsara: Raha ta hanana vokatra tsara, ny fitsaikana ny masomboly no tokony hatao tsara
Root  4  tsaika

Entry (2/2)5  fitsaikana
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy
Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto
Root  8  tsaika
Synonyms  9  fitsaihana

Anagrams  10  afantsikay, afiantsika, fitsaikana, iafantsika, nafitsakay, tafasikina, tany fasika, tsaikafina

Updated on 2025/01/21