Entry (1/5) | 1 tsaika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zaza tsy ary fady [1.1] 4 zaza am-bohoka [1.13] |
Explanations in French |
5 foetus [1.13] |
Vocabulary |
6 Biology |
Entry (2/5) | 7 tsaika |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 Zaza [Provincial]
[1.1] 10 ankizy [1.13] |
Explanations in French |
11 enfant [1.13] |
Other spellings | 12 tsaiky |
Entry (3/5) | 13 tsaika |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Fanjaitra lehibe izay nampiasain' ny teo aloha ary mbola ampiasain' ny olona eny ambanivohitra ankehitriny hanjairana tafo herana [1.1] |
Entry (4/5) | 16 tsaika |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 Fakana tsy miera mangingina atao tsy fantatra, fandraisana na fitondrana an-tsokosoko dia lasa; fanatonana atao tsy re, moramora [1.1] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (5/5) | 23 tsaika |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in Malagasy |
25 Fifantenana atao amin' ny voan-javatra madinika toy ny vary; fanivanana izay voa tsara; fanesorana ny zavajavatra miaraka amin' ny voa, toy ny vato kely, fasika... [1.1] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 30 atsika, taksia, tsaika, tsiaka |
Updated on 2023/08/05 |