|
|
|
|

Entry1  fitsaboana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana
Explanations in English  4  [1.7] medical care and nursing
Explanations in French  5  [1.8] soins médicaux
Examples  6  [2.113#75] Inona no nataon' i GalliĆ©ni momba ny fitsaboana?
7  [2.285#89] Ka dia ilana fitsaboana haingana ity aretina ity.
Vocabulary  8  Health
Root  9  tsabo
Compound words 

Updated on 2024/12/11