Entry | 1 fitsaboana |
Root | 2 tsabo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana [1.1] |
Explanations in English |
5 medical care and nursing [1.7] |
Explanations in French |
6 soins médicaux [1.8] |
Examples |
7 Inona no nataon' i Galliéni momba ny fitsaboana? [2.113#75] 8 Ka dia ilana fitsaboana haingana ity aretina ity. [2.285#89] |
Vocabulary |
9 Health |
Compound words |
|
Updated on 2024/10/06 |