Entry | 1 fitsabo |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin' ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja azy mba ho sitrana Azo tsaboina |
Examples |
4 [2.424#] Raha tsy afaka atao ny fitiliana dia aleo tsaboina araky ny fomba fitsabo ny angatra ihany ilay olona. |
Root | 5 tsabo |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |