|
|
|
|

Entry1  fitsabo
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin' ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja azy mba ho sitrana
Azo tsaboina
Examples  4  [2.424#] Raha tsy afaka atao ny fitiliana dia aleo tsaboina araky ny fomba fitsabo ny angatra ihany ilay olona.
Root  5  tsabo

Updated on 2024/12/07