|
|
|
|

Entry1  fitroarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fialana tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Ohatra ny tselatra ny fitroaran-dRabe nahita ny zanany kely nilalao tery amorontevana
Fahatairana biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra: Vaky tady Isambilo nahita ny fitroaran' ilay omby
Hatezerana, fahatezerana: Tsy nahateny Rasoa noho ny fitroaran-dRakoto vadiny
Root  4  troatra

Anagrams  5  fanaritrao, fitroarana, ifaroratan, nafaritrao, narafitrao, narifatrao, nifarorata

Updated on 2025/01/21