|
|
|
|

Entry1  fitraka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitraka, izany hoe manarina ny loha hiatrana tsara: Mahafinaritra ny mijery ny fitrakan' ny miaramila rehefa manao matso
Root  4  traka

Anagrams  5  fitraka, kifatra

Updated on 2025/01/21