Entry | 1 fitory |
Root | 2 tory |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitory, izany hoe manasilaka ny tsiratsira-javamaniry iray mba hofolesina, na manisy soritra manelanelana manavaka, na miampanga olona nanao hadisoana amin' ny fitsarana, na milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra 5 Azo torina [1.1] |
Examples |
6 Fa tao amin' ireo Kolejy ireo no nohamafisina ny foto-pisainana samihafa, ny fomba fitondrana tsy mitovy, ny fiheverana momba ny vola, hatramin' ny fomba fitory teny. [2.356#] |
Updated on 2023/04/14 |