Entry (1/4) | 1 fitoriana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanasilahana ny tsiratsirany: Tsy dia zavatra mora loatra akory ny fitoriana ny rongony alohan' ny hamolesana azy |
Root | 4 tory |
Entry (2/4) | 5 fitoriana |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fanasiana soritra manelanelana na manavaka: Ny fitoriana ny tanimbary dia ny fizarazarana azy |
Root | 8 tory |
Entry (3/4) | 9 fitoriana |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Filazana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra: ilana fahaizana sy fiomanana ny fitorian-teny |
Root | 12 tory |
Entry (4/4) | 13 fitoriana |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Fiampangana olona nanao ratsy na hadisoana amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Efa lasa ny fitoriako anao noho ny fanalam-baraka ahy nataonao |
Explanations in English |
16 [1.7] an accusation |
Explanations in French |
17 [1.3] celui qu'on peut accuser auprès des juges 18 [1.8] accusation |
Root | 19 tory |
Anagrams | 20 fatoriany, firiotana, fitoriana, ifatorany, rifatinao, trafoinay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |