|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitokonana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihenahenana tsy mety miala amin' ny toerana misy ny tena: Nokapohina, novelezina: tsy nisy nampihontsona ny fitokonan' ilay omby izany
Explanations in English  4  [1.7] obstinacy
Explanations in French  5  [1.3] l'obstination, le motif, le lieu
6  [1.8] entêtement
Root  7  tokona

Entry (2/2)8  fitokonana
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Fihenahenana tsy mety miasa: Efa naharitra hadimiana izao ny fitokonan' ny mpiasa amin' ny Paositra
Explanations in English  11  [1.7] a strike by laborers
Explanations in French  12  [1.8] grève des ouvriers
Root  13  tokona

Anagrams  14  fikotonana, finantokao, fitokonana, notakofany

Updated on 2025/01/21