|
|
|
|

Entry1  fitobatoba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mitobatoba, izany hoe mikobana na mihetsiketsika; toetran' ny olona mitobatoba na mandanilany foana: Tsy mahagaga raha lany sahady ny harenany, fa aiza moa itỳ fitobatobany!
Root  4  tobatoba
Synonyms  5  fitobatobana

Updated on 2024/12/11