Entry | 1 fitobatoba |
Root | 2 tobatoba |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mitobatoba, izany hoe mikobana na mihetsiketsika; toetran' ny olona mitobatoba na mandanilany foana: Tsy mahagaga raha lany sahady ny harenany, fa aiza moa itỳ fitobatobany! [1.1] |
Synonyms | 5 fitobatobana |
Updated on 2023/01/05 |