|
|
|
|

Entry1  fitifitra
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitifitra na mamely amin' ny basy, tafondro, tsipika
Azo tofirina
Examples  4  [2.472#] Nahitsy kendry ilay kavia fitifitra, ka mba voany tsara ihany koa ny anjara olony.
Root  5  tifitra

Updated on 2024/12/11