|
|
|
|

Entry1  fitetevana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Filatsahana mitsltaitaika toy ny patrakala: Sarotra inoana fa ny fitetevan' ny ranonorana mandavan-taona no nahaloaka itỳ vatolampy itỳ
Toetran' ny zavatra, toy ny tafontrano, mamela ny rano hilatsaka mitsitaitaika toy ny patrakala: Amboary haingana itỳ tafo itỳ fa mety hanimba ny valindrihana ny fitetevan' ny tafontrano. / Mandena ny lohan' ny mpantsaka ny fitetevan' ny siny
Root  4  tete

Updated on 2024/12/11