Entry | 1 fitetevana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Filatsahana mitsltaitaika toy ny patrakala: Sarotra inoana fa ny fitetevan' ny ranonorana mandavan-taona no nahaloaka itỳ vatolampy itỳ Toetran' ny zavatra, toy ny tafontrano, mamela ny rano hilatsaka mitsitaitaika toy ny patrakala: Amboary haingana itỳ tafo itỳ fa mety hanimba ny valindrihana ny fitetevan' ny tafontrano. / Mandena ny lohan' ny mpantsaka ny fitetevan' ny siny |
Root | 4 tete |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |