|
|
|
|

Entry1  fitepoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fipepehana, fidondonana moramora, fiemponemponana: Nohenoin' ny dokoterany fitepoan' ny fony, nefa indrisy tsy henony intsony
Root  4  tepo
Synonyms  5  fitepotepoana, fitepo

Updated on 2024/12/10