|
|
|
|

Entry1  fitepotepoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fipepehana, fidondonana moramora, fiemponemponana: Nohenoin' ny dokoterany fitepoan' ny fony, ny fitepon' ny fony, nefa indrisy tsy henony intsony
Explanations in French  4  [1.13] pulsation
Root  5  tepotepo
Synonyms  6  fitepotepo

Updated on 2024/12/11