|
|
|
|

Entry1  fitenim-paritany
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady
Examples  4  [2.285#] mazava amin' Andriamifidy izany satria tena nahay ny fitenimparitany malagasy izy ka afaka nana-porofo ny maha-iray azy.
Vocabulary  5  Linguistics
Elementary words  6  fiteny, faritany
Other spellings  7  fitenimparitra

Updated on 2024/12/12