|
|
|
|

Entry1  fitankosinana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihosinkosinana, fanafotetahana loto amin'ny tena: Oadray ity fitankosinan'ny zanakao amin'ny vovoka, Rasoa!
Fifanosonan-javatra matevina izay toa manjary loto hafahafa: Ny fitankosinan'ny fotaka amin'ny akanjo fotsy no karazan-javatra mahatsikaiky indrindra.
Root  4  tankosina

Anagrams  5  anatsinkafony, fitankosinana, natsinkafonay, niafonantsika, niofanantsika

Updated on 2025/01/21