Entry | 1 fitambezoana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fangatahana fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany; fiverenana amin' izay efa nangatahina ihany: Tsy naharitra ny fitambezoan-janany izy ka nividy ilay famataranandro nohirifany ihany |
Root | 4 tambezo |
Synonyms | 5 fitambezonana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |