|
|
|
|

Entry1  fitambezoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fangatahana fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany; fiverenana amin' izay efa nangatahina ihany: Tsy naharitra ny fitambezoan-janany izy ka nividy ilay famataranandro nohirifany ihany
Root  4  tambezo
Synonyms  5  fitambezonana

Updated on 2024/12/11