|
|
|
|

Entry1  fitalahoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fangatahana amim-pitarainana, amim-piangaviana fatratra
Explanations in French  4  [1.3] l'action de prier, de demander, la cause
Examples  5  [2.996] Indray voahaino teo anatrehan'ny voninahitr'ilay Andriamanitra ambony indrindra ireo fitalahoana roa ireo.
Root  6  talaho
Analogs  7  fiambezoana, fitampesonana

Updated on 2024/12/26