|
|
|
|

Entry1  fitakokoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fipetrahana tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Izany fitakokoan' ny ankizy eo amorom-patana rehefa mamindro!
Fipetrahana manjonitra na toa manjoretra: Tamin' ny famangiana manjo fahiny, tsy nisy tsy mampalahelo, na ny fitakokoan' ny fianakaviana, na ny fitserana amana tomany manerana ny trano
Root  4  takoko

Updated on 2024/12/11