|
|
|
|

Entry1  fitakokoana
Root  2  takoko
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fipetrahana tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Izany fitakokoan' ny ankizy eo amorom-patana rehefa mamindro!
5  Fipetrahana manjonitra na toa manjoretra: Tamin' ny famangiana manjo fahiny, tsy nisy tsy mampalahelo, na ny fitakokoan' ny fianakaviana, na ny fitserana amana tomany manerana ny trano [1.1]

Updated on 2023/01/20