|
|
|
|

Entry1  fitakobohana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiafenana ao anaty filanjana misarona; fiafenana ao anaty lamba: Ny fitakobohana matetika no fomba ampiasain'izay ta-handositra tsy te ho hitan'olona.
Root  4  takoboka

Updated on 2024/12/11