Entry | 1 fitaintainana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitebitebena amin'izay ho avy fa toa hisy loza ho tonga ihany: Tsy hita holazaina ny fitaintainanay teo am-piandrasana ny taratasinareo. |
Root | 4 taintaina |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |