Entry | fitafy (tafy) | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Fomba entina mitafy, izany hoe manisy lamba manarona ny tena: Somary agoragora no fitafin'ny vehivavy sasany lamba rehefa mianjaika. [1.1] | ||||||
Explanations in French | état de celui qui est vêtu Manière de se vêtir [1.3] | ||||||
Examples |
| ||||||
Morphology |
| ||||||
Entry | fitafy | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Azo tafina: Tsy mba fitafy itony lamba itony, ry Bozy a! [1.1] | ||||||
Examples | Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy.
[2.245] | ||||||
Anagrams | fatify, fitafy |
Updated on 2023/01/20 |