Entry (1/2) | 1 tafy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy mitovy ny ilany roa fa samy hafa; enti-milaza zavatra roa ka ny ankilany kely, na tailana, na misondrotra avo kokoa noho ny andaniny: Tafy ila ny tafon-tranon-dry zareo erỳ ambony andrefana. [1.1] |
Explanations in English |
4 unequal, disproportionate. [1.2] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 6 tafy |
Part of speech | 7 noun |
Vocabulary |
8 Economy: clothing |
Explanations in Malagasy |
9 Fandrakofan-damba na akanjo ny tena [1.1] |
Explanations in English |
10 clothing, the act of clothing. [Ar. ataf.] [1.2] 11 clothing [1.7] |
Explanations in French |
12 habit, vêtement [1.8] |
Derivatives |
|
Anagrams | 17 faty, tafy |
Updated on 2023/08/11 |