Entry | 1 fitadiavana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fizahana na fizahavana; fikarohana: Sarotra ny fitadiavana raharaha amin'izao fotoana izao. Fomba ahazoana na ahitana vola hivelomana: Mitaona entana eny an-tsena no fitadiavan'io Rangahy io. |
Explanations in French |
4 [1.13] |
Examples |
5 [2.356#] Sady fanalana andro io no fitadiavana laoka. 6 [2.472#] Tsy nisy fitadiavana na famotorana natao momba ilay mpividy. |
Root | 7 tady |
Compound words |
|
Titles |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fitadiavana |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |