|
|
|
|

Entry1  fitadiavana
Root  2  tady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fizahana na fizahavana; fikarohana: Sarotra ny fitadiavana raharaha amin'izao fotoana izao.
5  Fomba ahazoana na ahitana vola hivelomana: Mitaona entana eny an-tsena no fitadiavan'io Rangahy io. [1.1]
Explanations in French  6  [1.13]
Examples  7  Sady fanalana andro io no fitadiavana laoka. [2.356#]
8  Tsy nisy fitadiavana na famotorana natao momba ilay mpividy. [2.472#]
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word fitadiavana

Updated on 2023/08/24