Entry | 1 fisosana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fizorana tsy miato: Tsy azo aato ny fisosan' ny andro sy ny volana Fandehanana milamina tsy misy manakantsakana na manelingelina: Mampisaotra an' Andriamanitra ny fisosan' ny raharahantsika Fikorisana amin-javatra malama; fisononohana eo ambony rano: Endre izany fisosan' ny lahanay tamin' iny takariva diavolana iny |
Root | 4 sosa |
Synonyms | 5 fisosa |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |