Entry | 1 fisolafahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fibolisarana: Hoditr'akondro no nahatonga ny fisolafahany. Fahalavoana noho ny halemena na tsy fahalalana: Fisolafahana ny an'ny betsaka fa tsy fanany iniana akory. |
Root | 4 solafaka |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |