|
|
|
|

Entry1  fisivanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandalovana amin' ny sivana, amin' ny makarakara vy fanintsanana
Fifantenana, fitsikerana mba hahitana izay tsara ihany: Ireto mpihira ireto no voatana taorian' ny fisivanana faharoa
Fanintsanana
Root  4  sivana

Updated on 2024/12/07