|
|
|
|

Entry1  fisitisity
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran'ny olona misitisity, mandeha mitikintikina, mamindra feno hakevohana.
Fandehanana mitikintikina: Endre izany fisitisitin'Ibalita nisantatra ilay akanjo kely vaovaony tamin'ny krismasy.
Root  4  sitisity

Updated on 2024/12/11