Entry | 1 fisingorana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahavoazana amin'ny tadivavarana: Mafy ka tsy afany ny fisingoran'ny tongotry ny omby. Fahavoazana mafy, fahasahiranana izaitsizy noho ny...: Sady maharary no mahamenatra ny fisingoran'ny volan'olona. |
Root | 4 singotra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |