Entry | 1 fisehoana |
Root | 2 seho |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanoloran-tena ho hita: Anio no fisehoan' ireo olom-boafidy voalohany 5 Fanombohana ho hita, ho fantatra: Tsy saro-pantarina ny fisehoan' ny kitrotro eo amin' ny ankizy 6 Fitrangana, fiposahana: Mahafinaritra ny fisehoan' ny volana amin' ilay takarivan-dohataona iny [1.1] |
Explanations in French |
7 L’action d’apparaître, l’apparition, le lieu, la cause [1.3#595] 8 apparition [1.13] |
Examples |
9 Ny iantsoana izay vola izay koa dia "fisehoana" [2.436#] 10 Tia fisehoana nefa tsy mahatombina amin' ny hataony. [1.381#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/09/10 |