|
|
|
|

Entry1  fisazohana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitakiana tsy an-drariny; fakana an-keriny, tsy an-drariny: Ny fisazohany zavatr' olona no nahatonga azy higadra
Root  4  sazoka

Updated on 2024/12/11