Entry | 1 fisanasanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fisokafana tanteraka (vava) fitanatanana toy ny hanaikitra: Ny fisanasanan' ny vavan' ilay alika ihany dia nahatonga ahy handositra nanao tongotra an-katoka |
Root | 4 sanasana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |